|
|
||
|
ici eto ici aty idée hevitra idée saina il(s) izy, izy ireo il y a misy Il y a combien de temps ? hafiriana Il y a deux jours roa andro île nosy illégal tsy ara-dalàna illustration sary amin'ny boky image sary image endrika imagination fiheverana imagination hevi-dravina imitation fakan-tahaka immédiat miaraka amin'izay immigrant mpifindra monina impair tsy ankasa impassible tsy miraika imperméable tsy tantera-drano important lehibe important tsy azo avela importateur mpanafatra entana importer manafatra entana impossible tsy azo atao impôt hetra inattendu tsy nampoizina incident sampona incident zava-miseho inclus ao anatiny |
incomplet tsy feno incomplet tsy ampy inconfortable tsy metimety inconscient tsy mahatsiaro saina incroyable sarotra inoana indéfini tsy voafetra indépendance fahaleovantena indépendant mahaleotena indien indiana indien karana indigène teratany indigène tompontany indigestion tsy fahalevonan-kanina individuellement isan'olona individuellement tsirairay industriel mpanao taozavatra inégal tsy mitovy injection fanindronana innocent madio innocent tsy manan-tsiny innondation tondra-drano inquiet be ahiahy insecte bibikely insister mikiry inspecter mizaha installer mametraka installer, s' mipetraka instituteur / institutrice mpampianatra institution fikambanana institution trano fianarana |
instructeur / instructrice mpampiana-javatra instruire mpampianatra instruire milaza instruire mampandre intact tsy nahafahana intelligent manan- tsaina intelligent kinga intense fatratra intention fikasana intéressant mahasondriana intéresser mahasoa intéresser mampahasondriana intérêt zana-bola intérêt tombo-tsoa intérieur ao anatiny international iraisam-pirenena international internasionaly interne ny ao anatiny interprète mpandika teny intestin tsinay inutile tsy misy antony inutile tsy ilaina invention famoronana invitation fanasana invitation fiantsoana invité nasaina iode iody Italie Italia itinéraire lalana aleha ivre mamo |