|
|
||
|
machine milina machine à écrire milina fanoratana machoire valanorano madame madama madame ramatoa mademoiselle ramatoakely mai mey maigre mahia maigre kaozatra maigrir mampahia maigrir mihamahia main tànana maintenant izao maintenant ankehitriny mairie lapan'ny tanàna maire ben'ny tanàna mais nefa mais kanefa maison trano maison d'édition fanotam-boky maître tompo maître mpampianatra majorité ankamaroany majorité maro an'isa mal ratsy mal aretina mal de dents areti-nify mal de gorge aretin-tenda mal de mer tsy mahazaka mandeha sambo mal de tête aretin'andoha mal à, avoir marary any amin'ny maladie aretina malheur fahoriana malheur vitan-dratsy malheureux mahantra malheureux fadivanorana malle vata be malsain tsy mahasalama manger mihinana manière fomba manquer diso manquer tsy mahavoa manteau kapaoty manucure mpikarakara tànana manufacture fanaovan-tao-zavatra marbre marbra marchandise entana marche tsena marcher mandeha mardi talata mari vady mariage mariazy mariage fanambadiana marié manambady marier, se mivady marier, se manambady marin tatsambo marin matilo marine momba ny ranomasina marque marika marron manja mars marsa marteau tantanana marteau maroto massage fanorana massif mafonja matelas kidoro matin maraina |
mauvais ratsy mayonnaise maionezy me ahy mécanicien mpanamboatra milina méchant masiaka méchant ratsy méchant loza be médaille medaly médecin dokotera médical medikaly médicament fanafody meilleur ny tsara indrindra mélanger mampifangaro melon voatavo membre rantsana membre mpikambana même iny même sahala même na dia... aza mémoire saina mémoire fitadidiana ménage tokantrano ménagère mpikarakara tokantrano mendiant mpangataka mensonge lainga menteur mpandainga menthe solila mentir mandainga menu menu mer ranomasina merci misaotra mercredi alarobia mère reny mériter mendrika merveilleux mahafinaritra mes (possessif) ko message hafatra messager mpitondra hafatra messe lamesa mesure fatra mesure refy mesurer mamatra mesurer mandrefy métal metaly métier asa métier raharaha mètre metatra mettre mametraka mettre manisy mettre à, se miantomboka meubles fanaka meurtre vonoan'olona mi-chemin, à an-tsasa-dalana midi mitataovovonana miel tantely mien / mienne ny ahy milieu toerana milieu ampovoany militaire miaramila milliard arivo tapitrisa million tapitrisa mince manifinify mine vanja mine tany misy mineraly mine (air) endrika mine, bonne mahazo aina mine, bonne tsara endrika minéral mineraly |
ministre ministra minute minitra miroir fitaratra mission fanirahana mission iraka mode fomba mode lamaody modèle modely moderne tsy ela moderne maoderina modeste maotina modeste manetri-tena moi izao moi ko moi ahy moi, c'est à ahy moi, avec amiko moi, pour ho ahy moins latsaka moins que, à raha tsy mois volana moitié antsasany moment fotoana mon / ma ko monde izao tontolo izao monnaie vola madinika monsieur rangahy monsieur andriamatoa montagne tendrombohitra montre famataranandro montrer manoro montrez-moi atoroy ahy monument tsangam-bato morceau sombiny morceau tapany mort (adjectif) maty mort (nom) faty mot teny moteur motera moto moto mou malemy mou boda mou osa mouche lalitra mouchoir mosara mouillé lena mouiller mandena mourir maty mourir miala aina moustache volom-bava moustique moka moutarde motarda mouton ondry mouvement fihetsehana mouvement fifindrana moyen (adjectif) antonony moyen (nom) fanaovana moyenne ara-keviny muet moana municipal monisipaly muscle nofo musicien mpitsoka mozika mulet mole mystère mistery mystérieux feno mistery |