|
|
||
|
nager milomano naissance nahaterahana naissance fahaterahana nappe lamban-databatra nation firenena national nasionaly nationalité firenena nihaviana nature natiora nature zava-boahary nature toetra naturel natioraly naturellement avy amin'ny natiora naturellement araka izany naval momba ny sambo navire sambo ne (négation) tsy ne (négation) aza né(e) teraka néanmoins kanefa néanmoins kanjo |
nécessaire ilaina neige oram-panala nerf ozatra neuf (adjectif) vao neuf (chiffre) sivy neveu zazalahy zana-draintampo neuvième fahasivy ni... ni nà nièce zazavavy zana-draitampo niveau hahavony noir mainty noix voany nom anarana nombre isa nommer manonona nommer manome anarana nom anarana nord avaratra nord-ouest avaratr'andrefana Norvège Norvezy |
nos antsika nos anay nostalgie hanina nous isika nous izahay nouveau vaovao nouveauté zava-baovao nouvelle vaovao nouvelle filazana novembre novambra nu miboridana nuage rahona nuisible manimba nuisible tsy mahasoa nulle foana nulle tsy misy nulle part tsy aiza tsy aiza numéro marika numéro nomerao |