|
|
||
|
quai fitodiana qualifier milaza toetra qualité toetra quand rahoviana quand même na dia... aza quant à raha ny amin' quantité habetsahana quarante efa-polo quart ampahefany quartier faribohitra OU faritra quatre efatra quatrième fahefatra que (pronom) izay que (pronom) inona |
que (conjonction) fa sao que (conjonction) andrao que (conjonction) injay que (conjonction) raha tsy quel inona quel iza quelque (adjectif) sasany quelque (adjectif) vitsy quelque (adverbe) na manao ahoana quelquefois indraindray quelque part any ho any quelques uns sasantsasany quelqu'un olona iray querelle adiady |
question fanontaniana quête tati-rakitra queue rambo queue filaharana queue, faire la mitandahatra qui iza quinze dimy ambin'ny folo quittance rosia quittance taratasy fanamarinana fandraisam-bola quitter mandao quitter miala quoi ahoana OU inona quotidien isan'andro |